Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sitry

Sitry

(Sìtry) [Toeram-piafenako [i Jehovah]].

Levita niaina tamin’ny fotoana nanandevozana ny Israelita tany Ejipta, sady zanakalahin’i Oziela. Zanak’olo-mpiray tam-po i Sitry sy Mosesy.​—Ek 6:18, 20, 22.