Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sobaba

Sobaba

(Sobàba) [avy amin’ny fototeny midika hoe “miverina; mampody”].

1. Zanakalahin’i Kaleba rahalahin’i Jeramela, ary avy amin’ny fokon’i Joda.​—1Ta 2:9, 18.

2. Zanakalahin’i Davida sy Batseba.​—2Sa 5:14; 1Ta 3:5; 14:4.