Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sobaela

Sobaela

(Sobaèla) [Namabo Andriamanitra].

1. Taranak’i Levy avy tamin’i Gersoma zanak’i Mosesy. Fomba hafa anoratana ny anarany ny hoe Seboela.​—1Ta 24:20; 26:24; jereo SEBOELA No. 1.

2. Zanakalahin’i Hemana, antsoina koa hoe Seboela.​—1Ta 25:4, 20; jereo SEBOELA No. 2.