Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sobaka

Sobaka

(Sobàka).

Lehiben’ny tafik’i Hadadezera mpanjaka syrianina. Izy no nitarika ny tafika syrianina nokaramain’ny Amonita mba hiady tamin’i Davida. Resy anefa izy, ka maty izy sy ny miaramilany 40 700. (2Sa 10:15-19) Sofàka no ilazana azy ao amin’ny 1 Tantara 19:16, 18.