Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sody

Sody

(Sòdy) [avy amin’ny fototeny midika hoe “mpinamana akaiky”].

Lehilahy avy amin’ny fokon’i Zebolona. I Gadiela zanany lahy no nisolo tena ny fokony, mba hijery taratra ny Tany Nampanantenaina.​—No 13:2, 10.