Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sony

Sony

(Sòny), Sonita (Sonìta) [An’i Sony].

Iray amin’ireo fito lahy zanak’i Gada, ary ny anarany no voatonona fahatelo. Tonga tany Ejipta niaraka tamin’i Jakoba izy tamin’ny 1728 T.K. Nihamaro ny taranany ka lasa fianakaviambe iray nantsoina hoe Sonita.​—Ge 46:8, 16; No 26:15.