Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sosipatro

Sosipatro

(Sosipàtro) [Famonjena ny Ray].

Naman’i Paoly fony izy tao Korinto, ary nantsoiny hoe “havako.” Nanao mampamangy an’ireo Romanina nanoratan’i Paoly avy tao Korinto izy. (Ro 16:21) Mety ho izy ihany ilay Sopatera niaraka tamin’i Paoly tany Gresy.​—As 20:4.