Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sotela

Sotela

(Sotèla).

1. Zanakalahin’i Efraima sady razamben’ny fianakaviamben’ny Sotelita. (1Ta 7:20; No 26:35-37) Tsy ao amin’ny Genesisy 46:20 ny anaran’i Sotela, raha jerena ny soratra nataon’ny Masoreta. Nampian’ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo anarana hafa kosa anefa io andininy io ka ahitana endriny hafa amin’ny hoe Sotela.

2. Efraimita taranak’i Sotela No. 1.​—1Ta 7:20, 21.