Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Spelta

Spelta

(spèlta) [heb.: kossemet].

Karazana varimbazaha tsy dia tsara loatra. Tsy mora miala amin’ny fonony ny voany. Namboly vary spelta (Triticum spelta) ny Ejipsianina fahiny (Ek 9:32), ary nanaovany mofo izy io (jereo Ezk 4:9), hoy i Hérodote (II, 36, 77), Grika mpahay tantara. Toa namboly azy io teny an-tsisim-boly mba hatao fefy kosa ny Israelita.​—Is 28:25.