Tabera
(Tabèra) [Fandoroana [izany hoe afo mandravarava na miredareda]].
Toerana iray nitobian’ny Israelita tany amin’ny Tany Efitr’i No 11:1-3; De 9:22.
Sinay, saingy tsy fantatra izay tena nisy azy. Nimenomenona ny Israely tany, ka nandefasan’Andriamanitra afo nandevona ny olona sasany teo an-tsisin’ny toby. Nitalaho tamin’i Jehovah anefa i Mosesy ka “maty” ilay afo. Izany no nahatonga ilay anarana hoe “Tabera.”—