Tahata
(Tahàta) [avy amin’ny fototeny midika hoe “iva kokoa; ambany”].
1. Taranak’i Efraima avy tamin’i Sotela.—1Ta 7:20.
2. Efraimita iray havan’ilay No. 1.—1Ta 7:20.
3. Levita Kehatita, ary razamben’i Samoela sy Hemana.—1Ta 6:22, 24, 33, 37, 38.
4. Toerana nitobian’ny Israely tany an-tany efitra, saingy tsy fantatra hoe taiza.—No 33:26, 27.