Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Takemonita

Takemonita

(Takemonìta).

Teny ilazana ny fiavian’i Joseba-basebeta lehilahy maherin’i Davida. (2Sa 23:8) “Taranak’i Hakmony” no ilazan’ny 1 Tantara 11:11 ny hoe Takemonita.