Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Talema

Talema

(Talèma).

1. Mpiandry vavahady anisan’ny nandroaka ny vadiny hafa firenena, tamin’ny andron’i Ezra.​—Ezr 10:16, 17, 24.

2. Tanàna tany amin’ny faritra atsimon’i Joda. (Js 15:21, 24) Mety ho izy io ihany no Telaima.