Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tao

Tao

[ת].

Litera faha-22 sady farany amin’ny abidy hebreo, ary midika ara-bakiteny hoe “marika” ny anarany. (Ampit. Ezk 9:4.) Samy manomboka amin’izy io ireo andininy valo ao amin’ny Salamo 119:169-176, amin’ny teny hebreo.