Tapanesa
(Tapanèsa).
Vadin’ilay Farao, mpanjakan’i Ejipta, niara-belona tamin’i Davida sy Solomona. Ny rahavavin’i Tapanesa no nomena ho vadin’i Hadada, ilay mpanohitra an’i Solomona, ary niteraka an’i Genobata izy ireo. Notezain’i Tapanesa niaraka tamin’ny zanany, tao an-tranon’i Farao, i Genobata.—1Mp 11:19, 20.