Taresy
(Tarèsy).
Iray amin’izy roa lahy mpiandry varavarana tao an-dapan’i Persa, izay nitetika ny hamono an’i Ahasoerosy Mpanjaka. Nampandre an’i Estera vadin’ny mpanjaka i Mordekay raha vao nahare izany, ary i Estera indray no niresaka tamin’ny mpanjaka. Nahantona teo amin’ny tsato-kazo àry i Taresy sy ilay Es 2:21-23; 6:1, 2.
mpiray tsikombakomba taminy, ary nosoratana tao amin’ny boky mirakitra ny tantaran’ny mpanjaka ilay zava-nitranga.—