Teba
(Tèba) [Famonoana].
Zanak’i Nahora rahalahin’i Abrahama izy, ary ny anarany no voatonona voalohany amin’ireo zanakalahin’i Nahora tamin’i Reoma vadikeliny. (Ge 22:23, 24). Mety hisy hifandraisany amin’ny anaran’ny taranany ilay tanàna atao hoe Beta (Tibata).—2Sa 8:8; 1Ta 18:8; jereo BETA, II.