Tebalia HANDEFA Tebalia (Tebalìa) [mety hidika hoe Tsara ho An’i Jehovah]. Levita taranak’i Merary, ary ny anarany no voatonona fahatelo tamin’ireo zanakalahin’i Hosa. Mpiandry vavahady tamin’ny andron’i Davida izy.—1Ta 26:1, 10, 11, 16. Hanao Pirinty Hizara Hizara Tebalia Fandalinana ny Soratra Masina Tebalia Malagasy Tebalia https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 999