Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tela-mela

Tela-mela

(Tèla-mèla) [Dongon-tsira].

Toerana tany Babylona. Nisy olona avy any nody tany Joda tamin’ny 537 T.K., saingy tsy afaka nilaza hoe iza ny razambeny.​—Ezr 2:1, 59; Ne 7:6, 61.