Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Telaima

Telaima

(Telaìma).

Toerana iray, izay azo inoana fa tany Joda. Tany i Saoly no nanisa ny tafiny talohan’ny hamelezany ny Amalekita. (1Sa 15:1-4) Toa i Telaima ihany no Talema, izay tanisaina miaraka amin’ireo tanàna tany amin’ny faritra atsimon’i Joda. (Js 15:21, 24) Mety ho i “Telama” ihany koa i Telaima.​—1Sa 27:8.