Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Teodasy

Teodasy

(Teôdàsy).

Olona iray nitarika fikomiana, taloha kelin’ny taona 6 tany ho any, ary nisy 400 lahy teo ho eo ny mpomba azy. Nitsahatra ny korontana nataon’ireo mpomba azy, rehefa novonoina izy. Izany no ohatra voalohany naroson’ilay Fariseo atao hoe Gamaliela teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy, rehefa noreseny lahatra ilay fitsarana mba tsy hanakorontana an’ilay fiangonana kristianina vao niforona. Maty vao haingana koa mantsy i Jesosy, ilay mpitarika azy io.​—As 5:34-40.