Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tertio

Tertio

(Tertìo) [avy amin’ny teny lat., ary midika hoe “Fahatelo”].

Ilay nasain’i Paoly nanoratra ny taratasiny ho an’ny Romanina, ary ny hany “mpitan-tsorany” voalaza anarana. Nataony mampamangy ny Romanina.​—Ro 16:22.