Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tikva

Tikva

(Tikvà) [Fanantenana].

1. Zanak’i Harasa, ary rafozandahin’i Holda mpaminanivavy. (2Mp 22:14) Tôkhat no anarany ao amin’ny 2 Tantara 34:22 (“Tokehata”, Prot.), araka ny soratra nataon’ny Masoreta.

2. Rain’ilay Jahaza velona tamin’ny andron’i Ezra.​—Ezr 10:10, 11, 15; jereo JAHAZA No. 1.