Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Timnata-heresa

Timnata-heresa

(Timnàta-herèsa).

Toerana tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, tany avaratry ny Tendrombohitra Gasa. I Timnata-heresa no anjara lovan’i Josoa, ary tao izy no nalevina. (Mpts 2:8, 9) Antsoina koa hoe Timnata-sera izy io.