Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Timona

Timona

(Timòna) [avy amin’ny fototeny midika hoe “manome voninahitra”].

Anisan’izy fito lahy “feno fanahy masina sy fahendrena” izay notendren’ny apostoly ‘hizara sakafo isan’andro’, teo anivon’ny fiangonana kristianina vao niforona. Azo inoana fa Jiosy izy, na dia nanana anarana grika aza.​—As 6:1-6.