Tizita
(Tizìta).
Teny ilazana ny fiavian’i Joha miaramila mpiadin’i Davida. (1Ta 11:26, 45) Mety ho avy amin’ny anaran-toerana ny hoe Tizita, saingy tsy fantatra io toerana io ankehitriny.