Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Toy

Toy

(Tòy).

Mpanjakan’i Hamata. Rehefa ren’i Toy hoe resin’i Davida i Hadadezera mpanjakan’i Zoba, dia nirahiny avy hatrany ny zanany lahy mba hiarahaba an’i Davida ary nampitondrainy fanomezana be dia be. Fahavalony koa mantsy i Hadadezera. Nohamasinin’i Davida, niaraka tamin’ny zavatra hafa azony babo, ireny fanomezana ireny.​—2Sa 8:9-12; 1Ta 18:9-11.