Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tsaoka

Tsaoka

Ao amin’ny Isaia 44:13 ihany no ahitana an’ilay teny hebreo hoe sered, ao amin’ny Baiboly. Resahiny ao fa mampiasa “tsaoka mena” ny mpanao sokitra mba hanaovana soritra.