Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vedana

Vedana

(Vedàna).

Iray tamin’ireo toerana nifampiraharaha ara-barotra tamin’i Tyro. (Ezk 27:19) Tsy fantatra ny tena toerana nisy azy io. Na izany aza, dia misy milaza azy io ho i Vadden any akaikin’i Médine, any afovoan’ny ilany andrefan’ny Saikinosin’i Arabia.