Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Zabada

Zabada

(Zabàda) [Nanome [Andriamanitra]].

1. Efraimita anisan’ny fianakaviamben’i Sotela.​—1Ta 7:20, 21.

2. Zanakalahin’i Natana, ary taranak’i Joda avy tamin’i Jeramela. Ejipsianina ny dadan’ny dadabeny.​—1Ta 2:3, 25, 34-37.

3. Zanakalahin’i Ahelay, ary anisan’ny lehilahy maherin’i Davida.​—1Ta 11:26, 41.

4. Anisan’ny lehilahy namono an’i Joasy mpanjakan’ny Joda. I Simata Amonita no reniny. (2Ta 24:26) Antsoina koa hoe Jozakara i Zabada.​—2Mp 12:21; jereo JOZAKARA.

5, 6, 7. Israelita telo lahy zanak’i Zato, Hasoma ary Nebo, ary nasain’i Ezra nandroaka ny vadiny hafa firenena sy ny zanany.​—Ezr 10:10, 11, 27, 33, 43, 44.