Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Zabay

Zabay

(Zabày) [mety ho fanafohezana ny hoe Zebadia, izay midika hoe “Hanome Anie i Jehovah”].

Taranak’i Bebay velona taorian’ny sesitany, ary anisan’ireo nisaraka tamin’ny vadiny hafa firenena, noho ny torohevitr’i Ezra. (Ezr 10:28, 44) Toa izy no rain’ilay Baroka nandray anjara tamin’ny fanamboarana ny mandan’i Jerosalema.​—Ne 3:20.