Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Zabdiela

Zabdiela

(Zabdièla) [Nanome Andriamanitra].

1. Rain’i Jasobeama, izay nifehy ny antoko-miaramila nanompo an’i Davida Mpanjaka nandritra ny volana voalohany.​—1Ta 27:2.

2. Mpisorona nanan-kaja voatendry ho mpiandraikitra tao Jerosalema, taorian’ny sesitany tany Babylona.​—Ne 11:10, 14.