Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Zaboda

Zaboda

(Zabòda) [Nomena].

1. Mpisorona sady mpanolo-tsain’i Solomona Mpanjaka ary zanakalahin’i Natana. (1Mp 4:5) Mety ho i Natana, rain’i Zaboda, ilay mpaminany sady mpanolo-tsain’i Davida Mpanjaka. Tsy azo antoka anefa izany.​—2Sa 7:3; 12:1.

2. Iray tamin’ireo roa lahy nitarika ny fianakaviamben’ny taranak’i Bigvay. Nisy tamin’izy ireo niaraka tamin’i Ezra nankany Jerosalema, tamin’ny 468 T.K.​—Ezr 8:1, 14.