Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Zafenata-panea

Zafenata-panea

(Zafenàta-paneà).

Anarana nomen’i Farao an’i Josefa rehefa nomeny toerana ambony nanarakaraka ny azy i Josefa. (Ge 41:45) Toa “Mpampiharihary Zava-miafina” no hevitra tonga ao an-tsain’ny olona miteny hebreo, rehefa mandre olona manonona hoe Zafenata-panea, fa ny hevitra tonga ao an-tsain’ny olona miteny ejipsianina kosa dia hoe “Hoy Ilay Andriamanitra: Ho Velona Izy!”