Zakay
(Zakày) [mety ho fanafohezana ny hoe Zakaria, izay midika hoe “Nahatadidy i Jehovah”].
Razamben’ny fianakaviambe iray teo amin’ny Israely. Nisy 760 lahy ny taranak’i Zakay niverina avy tany an-tsesitany tany Babylona, tamin’ny 537 T.K.—Ezr 2:1, 2, 9; Ne 7:14.