Zareta-sahara HANDEFA Zareta-sahara (Zarèta-sahàra). Toerana tao amin’ny faritanin’i Robena, tany “amin’ny tendrombohitra izay eo amin’ny lemaka iva.” (Js 13:15, 19) Misy mihevitra azy io ho i ez-Zarat, any amin’ny misy ny ranomafanan’i Callirrhoé, eo amin’ny morony atsinanana amin’ny Ranomasina Maty. Hanao Pirinty Hizara Hizara Zareta-sahara Fandalinana ny Soratra Masina Zareta-sahara Malagasy Zareta-sahara https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 1200