Zavana
(Zavàna).
Iray amin’ireo zanakalahin’i Ezera lehibem-poko horita, ary ny anarany no voatonona faharoa. Zafikelin’i Seira Horita izy, na taranany.—Ge 36:20, 21, 27; 1Ta 1:42.