Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Zeba

Zeba

(Zèba) [Amboadia].

Andrianan’ny Midianina, tao amin’ilay tafika resin’i Gideona sy ny Israelita. Raha vao resy ny Midianina, dia nandositra i Zeba sy Oreba (andriana koa), nefa azon’ny Efraimita ka novonoiny. Nampitondraina ny anaran’i Zeba ilay toerana famiazam-boaloboka namonoana azy.​—Mpts 6:33; 7:23-25; 8:1-3; Sl 83:11.