Zebina
(Zebìna) [Azo [izany hoe novidina]].
Taranak’i Nebo velona taorian’ny sesitany. Nanambady vehivavy hafa firenena i Zebina sy ny rahalahiny enina, nefa nandroaka an’ireny noho ny torohevitr’i Ezra.—Ezr 10:43, 44.