Tianao ve ny hamaky an'ity lahatsoratra ity amin'ny teny %%?
Zedada
Zedada
(Zedàda).
Toerana teo amin’ny ilany avaratra tamin’ny sisin-tanin’ny Israely. (No 34:8; Ezk 47:15) Misy mihevitra azy io ho i Sadad, tokotokony ho 105 km any avaratratsinanan’i Damaskosy.