Tianao ve ny hamaky an'ity lahatsoratra ity amin'ny teny %%?
Zenana
Zenana
(Zenàna).
Tanàna tany Sefela tany Joda. (Js 15:33, 37) Maro ny manam-pahaizana milaza fa io ihany ilay Zanana resahin’ny Mika 1:11, ka mihevitra azy io ho i ʽArak el-Karba, tokotokony ho 6 km any avaratrandrefan’i Lakisy.