Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Zerahia

Zerahia

(Zerahìa) [Nandefa Hazavana i Jah; Namirapiratra i Jah].

1. Taranak’i Arona avy tamin’i Eleazara sy Finehasa, ao amin’ny tetirazan’ny mpisoronabe.​—1Ta 6:3, 4, 6, 50, 51; Ezr 7:4.

2. Rain’i Eliho-enay izay lohan’ny fianakaviamben’i Pahata-moaba. Niara-niverina tamin’i Ezra tany Jerosalema (468 T.K.) ny 200 lahy tamin’io fianakaviambe io.​—Ezr 8:1, 4.