Zeroa
(Zeròa) [avy amin’ny fototeny midika hoe “boka”].
Renin’i Jeroboama I, mpanjakan’ny Israely. Efa maty vady izy tamin’i Jeroboama nikomy tamin’i Solomona Mpanjaka.—1Mp 11:26.