Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Zerora

Zerora

(Zeròra) [avy amin’ny fototeny midika hoe “vatoafo”].

Razamben’i Saoly Mpanjaka. Voalaza fa zanakalahin’i Bekorata izy sady rain’i Abiela. Avy amin’ny fokon’i Benjamina izy.​—1Sa 9:1.