Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Zery

Zery

(Zèry).

Iray tamin’ireo zanak’i Jedotona enina mirahalahy, izay samy mpitendry zavamaneno tao amin’ny tempoly. (1Ta 25:1, 3) Lasa “Jizry” ny anarany ao amin’ny 1 Tantara 25:11, satria misy tovona hoe yôda (litera hebreo). Izy no lehiben’ny fizarana fahefatra, rehefa nozarain’i Davida ho 24 ny mpitendry zavamaneno tao amin’ny tempoly.