Zibia
(Zibìa) [Gazelavavy].
Renin’i Joasy mpanjakan’ny Joda. Azo inoana hoe vadin’i Ahazia Mpanjaka izy, izany hoe vinantovavin’i Atalia. (2Mp 11:1, 2; 12:1; 2Ta 24:1) Avy any Beri-sheba izy, ary tsy fantatra izay niafarany tamin’ny fotoana nandripahan’i Atalia ny ankohonan’ny mpanjakan’ny Joda.