Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Zila

Zila

(Zìla) [Aloka; Fialofana].

Iray amin’ireo vady roa nananan’i Lameka. I Lameka no olona voalohany resahin’ny Baiboly hoe nampirafy. I Zila no renin’i Tobala-kaina sy Nama anabaviny. Nanoratra tononkalo ho an’i Ada sy Zila vadiny i Lameka.​—Ge 4:19-24.