Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Zimrana

Zimrana

(Zimràna).

Iray amin’ireo enin-dahy naterak’i Ketora tamin’i Abrahama, ary izy no voatonona voalohany amin’ireo zanany. Nomena fanomezana i Zimrana sy ireo rahalahiny dimy, ary avy eo nalefa nankany amin’ny “tany Atsinanana.” (Ge 25:1, 2, 6; 1Ta 1:32) Misy milaza fa nonina tao Zabram, tanàna andrefan’i Lameka any Arabia, amoron’ny Ranomasina Mena, ny taranak’i Zimrana. Misy indray anefa milaza fa tao Zimry, izay resahin’ny Jeremia 25:25, izy ireo no nonina.