Zofa
(Zòfa).
1. Mpitarika teo amin’ny fokon’i Asera. Voalaza ny anaran’ireo ‘zanany’ 11 lahy.—1Ta 7:35-37, 40.
[2, 3: Mety hidika hoe Toho-tantely]
1Sa 1:1; 1Ta 6:33-38) Anarany koa ny hoe Zofay (fomba hafa anoratana ny hoe Zofa).—1Ta 6:26.
2. Levita Kehatita razamben’i Samoela. (3. “Tany” nitadiavan’i Saoly an’ireo ampondravavin-drainy. Tany ivelan’ny faritanin’i Benjamina no nisy azy io. Tao amin’ny tanàna iray tao amin’ny tanin’i Zofa i Saoly no nihaona voalohany tamin’i Samoela. (1Sa 9:3-6, 15-18) Tsy fantatra ny tena toerana nisy an’i Zofa.