Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fandikan-tenin’ny Baiboly Hita ato Amin’ity Boky Ity

Fandikan-tenin’ny Baiboly Hita ato Amin’ity Boky Ity

Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao (TV ) ny andinin-teny ato. Ireto avy ny fanafohezana ny anaran’ny Baiboly hafa:

DIEM - Dikanteny Iombonana Eto Madagasikara (2004), Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy.

JM - Fandikan-tenin’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy (1996), natontan’i M. Daoud.

Kat. - Fandikan-teny Katolika (1982), Imprimatur Kardinaly Victor Razafimahatratra.

LXX - Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo

Prot. - Fandikan-teny Protestanta (1997), Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy.

Fanafohezana Hafa

fan. - fanontana p. - pejy faha-

feh. - fehintsoratra sns. - sy ny sisa

fiz. - fizarana faha- T.K. - Talohan’i Kristy

No. - nomerao tsang. - tsanganana